nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

AIRPORT HEALTH ACCREDITATION (AHA)

Amin-kafaliana lehibe no ampahafantarana antsika fa nahazo fankatoavana ara-pahasalamana « Airport Health Accreditation (AHA) » avy amin’ny ACI (Airport Council International) ny seranam-piaramanidina iraisampirenena eto Antananarivo. Izy izany no seranam-piaramanidina faha-16 eto Afrika nahazo izany.
Ity fankatoavana ity dia manasongadina ny fanajàna sy ny fahombiazan’ny fepetra ara-pahasalamana ao amin’ny seranam-piaramanidina iray, mifanaraka amin’ny fenitry ny ICAO (International Civil Aviation Organisation) sy ny EASA (European Aviation Security Agency).