nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

FIANTSONANA VOALOHANY KAOMPANIA “XIAMENAIR”

Tonga teto amin’ny seranam-piaramanidina Antananarivo, ny fiaramanidin’ny kaompaniam-pitanterana anabakabaka « XiaomenAir », ny faha 19 aogositra 2020 lasa teo.
Nitondra fitaovana ara-pahasalamana hiadiana amin’ny Covid-19 avy any Chine io fiaramanidina io, ary nitondra ihany koa ireo teratany sinoa niverina nody any an-tanindrazany.Isaorana ny fiarahamientan’ireo orinasa rehetra ety amin’ny seranam-piaramanidina sy ny mpiaramiasa ato amin’ny Ravinala Airports tamin’ny fikarakarana ity sidina ity.