nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

SIDINA FAMPODIANA IREO MPIASAN’AMBATOVY ANY AN-TANINDRAZANY

Mitohy ny sidina fampodiana vahiny any an-tanindrazany.
Niainga avy tao Toamasina androany ary niazo an’ny seranam-piaramanidin’Antananarivo ireo vahiny niasa tao amin’ny orinasa Ambatovy. Kaompaniam-pitaterana anabakabaka Tsaradia no nitondra azy ireo.

Taorian’izay dia nandray ny sidin’ny kaompania Air Madagascar izy ireo izay niazo an’ny Doha Qatar.