nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

Zara boutique

Zara boutique

Zara boutique

Fivarotana fahatsiarovana : fahatsiarovana  : zavatra vita amin’ny lasoa – harona – sary hosodoko   – lambahoany

 

  • Lasoa vita eto Madagascar : lamba fitafy, akanjo, lamba isan-karazany, poketra (vita amin’ny lasoa na tenona)
  • Petakofehy : lamban-databatra, akanjon’ankizy, lobaka, lamba famafana vatana
  • harona : poketra, harona , fitaovana ambony latabatra.
  • Sary sikotra : sarin’olona, tabilao
  • Karazana lalao fahiny : Fanorona, Katro, Solitaire
  • Taratasy (papier Antemoro)
  • Cartes, fasiana sary
  • Zavatra vita tefy, tefy vahiny