nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

Fidirana ao amin’ny seranam-piaramanidina

Toeram-piantsonana

Faharetany(F)/Sarany (Ar)

  • 1 ora < F < 2 ora
  • 700 Ar
  • 2 ora < F < 3 ora
  • 1 500 Ar
  • 3 ora < F < 4 ora
  • 2 000 Ar
  • 4 ora < F < 5 ora
  • 3 500 Ar
  • 5 ora < F < 12 ora
  • 5 000 Ar
  • 12 ora < F < 24 ora
  • 7 500 Ar
  • 12h < D < 24h
  • 15 000 Ar
  • Famandrihana

    Raha te hanao famandrihana ny mba hahazoana toerana iray ho hiantsonan’ny fiara eo amin’ny seranam-piaramanidina, dia aza misalasala manoratra amin’ny adiresy mailaka contact@ravinala-airports.aero  raha mila fanazavana fanampiny.

     

    Fitaterana 

    Ireto fitaterana ao amin'ny seranam-piaramanidina Ivato

    Taxi agréés

    Fanofana fiara

    Fiarakaretsaka voatokana

    Fitateram-bahoaka

    Ligne D Ivato

    Raha te hizao  ny renivohitra  amin’ny alalan’ny fiara manokana

    Hertz (MADAUTO LOCATION),

    +261 34 05 811 13

    Ireo fiarakaretsaka natokana ho  an’ny mpanjifa

    UCOTI (Union des Coopératives des Taxis Agréés),

    aza misalasala miantso ny +261 32 40 594 53.

    Tsindrio ny rohy etsy ambany raha te-hahafantatra ny vola aloa isaky ny faritra

    Tarif taxi agréé

    Ny fiantsonan’ny fitateram-bahoaka akaiky indrindra mampitohy ny seranam-piaramanidina   Ivato sy ny renivohitr’Antananarivo.

    Drafitry ny fiantsonana eo amin’ny seranam-piaramanidina Ivato

    Dokambarotra
    Eto

    Drafitry ny fiantsonana eo amin’ny seranam-piaramanidina Ivato

    Fanoroana ny faritra misy ireo fitaovam-pitaterana.

    Dokambarotra
    Eto

    Dokambarotra
    Eto