nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

Sampandraharaha an’abakabaka

Sampandraharaha an’abakabaka

Kaompaniam-pitanterana an'abakabaka

Ireo kaompaniam-pitanterana an’abakabaka mampitohy ny Nosy sy ny firenena maro any ivelany

Fikarakarana eo am-piantsonana

Fikarakarana eo am-piantsonana

MGH :

Eo amin’ny sehatra ny sidina, ny  Ground Handling no mamaritra ny asa  fikarakarana tokony hatao amin’ny orinasa miandraikitra ny sidina rehefa manao fiantsonana vetivety eo amin’ny seranam-piaramanidina izy.

NY Ground Handling eo amin’ny seranam-piaramanidina  Ivato :

Ny asa ataon’ny  MGH eo amin’ny seranam-piaramanidina Ivato :

  • Fikarakarana ny mpandeha
  • Fikarakarana ny BSI
  • Fikarakarana ny Cargo
  • Fikarakarana ny VIP
  • Fikarakarana

Air Madagascar :

Ny mpiasa ao amin’ny Air Madagascar izay eto amin’ny seranam-piaramanidina Antananarivo dia manolotra ho an’ny mpandeha ireo traikefany rehetra momba ny fikarakarana sy fandraisana an-tànana samihafa ary indrindra manaraka ny lalàna momba ny fiarovana. Ny tanjona dia ny hanome fahafaham-po ny mpandeha sy ny hampandehanana tsara ny asa fikarakarana.
Ireo mpiasan’ny Air Madagascar dia miandraikitra ny fisavana ary manamarina ireo antontan-taratasin’ny mpandeha, manampy azy ireo eo am-piaingana sy eo am-pahatongavana, mikarakara ireo mpandeha manana fahasembanana na ireo izay mila fanampiana manokana, manome fampahalalana mahasoa, mikarakara ny entana raha misy olana na mihoatra ny lanjany ary mandray ny fitarainana mba ho fanatsarana ny asa ataony.

Sidina manokana

Dokam-barotra
Eto

Sidina manokana

Ny sehatry ny sidina manokana  dia mivelatra tokoa ary afaka manome fahafaham-po anao : ara-barotra, fandefasana entana, fandefasana marary any ivelany

  • Tél:

     +261 32 05 020 08

  • Tél:

    +261  34 49 177 15

  • Tél:

    +261 20 22 538 38

    E-mail :

    toa@toa.mg

  • Tél:

    +261 20 26 220 71

    E-mail :

    mta@mta.mg

  • Tél:

    +261 20 22 230 34

    E-mail : stacommercial@gmail.com

  • Tél:

    +261 34 07 185 98
  • Tél:

    +261 20 24 280 02

    E-mail : logistic.madagascar@hm-int.org

  • Tél:

    +261 20 26 292 56

    E-mail:

    eroclubdetananariv

    @gmail.com

  • Tél:

    + 261 034 02 023 23

  • Tél:

    + 261 20 22 580 26

DUBAI

Dokam-barotra
Eto