nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

FIKAMBANANA « NY HOAVIKO » : FANOKANANA IVON-TOERANA HO AN’NY ZAZA SAHIRANA

Ravinala Airports dia manohana ny hetsika ataon’ny fikambanana « Ny Hoaviko » amin’ny fanamboarana ivon-toerana ho an’ny zaza sahirana ao Ambatobe.

Notokanana androany io ivon-toerana miompana manokana amin’ny fampianarana zaza sahirana io.

Ankizy 60 eto Antananarivo sy Mantasoa amin’izao no tohanan’ny fikambanana « Ny Hoaviko » .