nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

nosy-be airport

Seranam-piaramanidina
Nosy Be

Fanazarantena mahakasika ny entana nisy namela fanahinina tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato

Androany dia nisy fanazarana momba ny fanambarana entana adino, fanaraha-maso zavatra atahorana hipoaka eto amin’ny seranam-piaramanidina Antananarivo. Io karazana fanazarana io dia ilaina mba hahatonga ny seranam-piaramanidina hahazo ny taratasy fiasana ara-dalàna ary koa ilain’ny seranam-piaramanidina mba hanaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Izahay etoana dia maneho fisaorana sy fiarahabana manokana ny  orinasa mifandraika amin’ny seranam-piaramanidina sy ny miaramila noho ny fahavononana sy fahaiza-manao nasehony nandritra ny dingana rehetra tamin’io fanazarana io, izay nitondra voka-tsoa lehibe.